Eksodosy 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa avia ianao hirahiko ho any amin’i Farao, ary hoentinao hiala any Ejipta ny zanak’Israely oloko.”+
10 Koa avia ianao hirahiko ho any amin’i Farao, ary hoentinao hiala any Ejipta ny zanak’Israely oloko.”+