Mpitsara 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny zanak’Israely.+ Koa navelan’i Jehovah ho lasa mahery noho ny Israely+ i Eglona mpanjakan’i Moaba,+ satria nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny Israely.+
12 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny zanak’Israely.+ Koa navelan’i Jehovah ho lasa mahery noho ny Israely+ i Eglona mpanjakan’i Moaba,+ satria nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny Israely.+