Mpitsara 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny zanak’Israely+ hoe: “Efa nanota taminao izahay,+ satria efa nahafoy an’Andriamanitray ka manompo an’ireo Bala.”+
10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny zanak’Israely+ hoe: “Efa nanota taminao izahay,+ satria efa nahafoy an’Andriamanitray ka manompo an’ireo Bala.”+