Nomery 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary manolora divay antsasaky ny hina ho fanatitra zava-pisotro,+ ho fanatitra atao anaty afo, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.
10 Ary manolora divay antsasaky ny hina ho fanatitra zava-pisotro,+ ho fanatitra atao anaty afo, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.