Deoteronomia 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 I Jehovah Andriamanitrareo no tokony harahinareo, ary izy no tokony hatahoranareo. Ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo. Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo.+ Deoteronomia 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao:
4 I Jehovah Andriamanitrareo no tokony harahinareo, ary izy no tokony hatahoranareo. Ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo. Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo.+
2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao: