1 Mpanjaka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa afaka andro maro,+ izany hoe tamin’ny taona fahatelo, dia tonga tamin’i Elia ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Mandehana miseho amin’i Ahaba, fa handatsaka orana amin’ny tany aho.”+
18 Rehefa afaka andro maro,+ izany hoe tamin’ny taona fahatelo, dia tonga tamin’i Elia ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Mandehana miseho amin’i Ahaba, fa handatsaka orana amin’ny tany aho.”+