1 Mpanjaka 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ary honina eo anivon’ny zanak’Israely tokoa aho,+ ka tsy hahafoy ny Israely oloko.”+ Salamo 94:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa tsy hahafoy ny olony i Jehovah,+Sady tsy handao ny lovany.+ Romanina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+
11 Koa manontany aho hoe: Nolavin’Andriamanitra angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita,+ taranak’i Abrahama, avy amin’ny fokon’i Benjamina.+