Levitikosy 26:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 “‘Hasiako tahotra ao am-pon’ny sisa aminareo,+ any amin’ny tanin’ny fahavalony. Koa hampandositra azy na dia feon’ny ravinkazo entin’ny rivotra aza. Ary hitsoaka toy ny mandositra sabatra izy, ka ho lavo tsy misy mpanenjika.+
36 “‘Hasiako tahotra ao am-pon’ny sisa aminareo,+ any amin’ny tanin’ny fahavalony. Koa hampandositra azy na dia feon’ny ravinkazo entin’ny rivotra aza. Ary hitsoaka toy ny mandositra sabatra izy, ka ho lavo tsy misy mpanenjika.+