Mpitsara 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 dia ho an’i Jehovah+ izay olona mivoaka amin’ny varavaran’ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara+ avy any amin’ny taranak’i Amona aho, ary hatolotro ho fanatitra dorana izy.”+
31 dia ho an’i Jehovah+ izay olona mivoaka amin’ny varavaran’ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara+ avy any amin’ny taranak’i Amona aho, ary hatolotro ho fanatitra dorana izy.”+