Ohabolana 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Arahin’ny loza avy ao aoriana ny mpanota,+ fa hovalian-tsoa kosa ny marina.+ Mpitoriteny 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza ratsy toetra loatra koa,+ ary aza manao adaladala.+ Fa nahoana no ho faty ianao nefa mbola tsy fotoana tokony hahafatesanao?+ Jeremia 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy mihitsy aho: “Tena olona ambany ireo. Hadalana mihitsy no nataony, satria tsy niraharaha ny lalan’i Jehovah sy ny fitsaran’Andriamaniny izy ireo.+
17 Aza ratsy toetra loatra koa,+ ary aza manao adaladala.+ Fa nahoana no ho faty ianao nefa mbola tsy fotoana tokony hahafatesanao?+
4 Dia hoy mihitsy aho: “Tena olona ambany ireo. Hadalana mihitsy no nataony, satria tsy niraharaha ny lalan’i Jehovah sy ny fitsaran’Andriamaniny izy ireo.+