1 Samoela 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary niala tao Gilgala i Samoela, ka niakatra nankany Gibean’i Benjamina. Dia nisain’i Saoly ny olona mbola teo aminy, ka eninjato lahy teo ho eo izy ireo.+
15 Ary niala tao Gilgala i Samoela, ka niakatra nankany Gibean’i Benjamina. Dia nisain’i Saoly ny olona mbola teo aminy, ka eninjato lahy teo ho eo izy ireo.+