Genesisy 35:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niainga izy ireo. Ary nataon’Andriamanitra nihorohoro ireo tanàna nanodidina,+ ka tsy nanenjika ny zanak’i Jakoba ireny. Salamo 48:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireo mihitsy no nahita, ka gaga.Raiki-tahotra izy ireo, ka nikoropaka nandositra.+ Daniela 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nivaloarika ny mpanjaka, ary nampahatahotra azy ny eritreriny,+ nivahavaha ny andilany,+ ary nifampikatrokatroka ny lohaliny.+
5 Dia niainga izy ireo. Ary nataon’Andriamanitra nihorohoro ireo tanàna nanodidina,+ ka tsy nanenjika ny zanak’i Jakoba ireny.
6 Dia nivaloarika ny mpanjaka, ary nampahatahotra azy ny eritreriny,+ nivahavaha ny andilany,+ ary nifampikatrokatroka ny lohaliny.+