FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary tendreo hanao ny asa fisoronana i Arona sy ny zanany.+ Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona ny toerana masina.”+

  • Deoteronomia 33:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aoka hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+

      Ary hampianariny an’i Israely ny lalànao.+

      Aoka hanolorany emboka manitra eo am-bavoronao,+

      Sy fanatitra dorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+

  • Malakia 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny molotry ny mpisorona mantsy no tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna no tokony hotadiavin’ny vahoaka avy amin’ny vavany,+ satria izy no mpitondra hafatr’i Jehovah Tompon’ny tafika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara