FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+

  • Eksodosy 18:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia faly i Jetro noho ny soa rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely, tamin’ny namonjeny azy teo an-tanan’ny Ejipsianina.+

  • Eksodosy 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia naka* fanatitra dorana sy sorona ho an’Andriamanitra+ i Jetro, rafozan’i Mosesy. Ary tonga mba hiara-misakafo aminy teo anatrehan’Andriamanitra,* i Arona sy ny anti-panahy rehetran’ny Israely.+

  • Nomery 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hoy i Mosesy tamin’i Hobaba zanak’i Regoela+ Midianita, rafozandahin’i Mosesy: “Hiainga izahay ka handeha ho any amin’ilay toerana nolazain’i Jehovah hoe: ‘Homeko anareo izy io.’+ Koa andao re hiaraka aminay e! Dia hanisy soa anao tokoa izahay,+ fa efa nilaza ny hanisy soa ny Israely i Jehovah.”+

  • Hebreo 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara