1 Samoela 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy i Saoly tamin’i Samoela: “Efa nanota aho,+ satria nandika ny baikon’i Jehovah sy ny teninao. Natahotra ny olona+ mantsy aho ka nankatò ny teniny.
24 Ary hoy i Saoly tamin’i Samoela: “Efa nanota aho,+ satria nandika ny baikon’i Jehovah sy ny teninao. Natahotra ny olona+ mantsy aho ka nankatò ny teniny.