16 Haringanao tanteraka ny firenena rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Aoka tsy hiantra azy+ ny masonao ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+
3 Koa mandehana, ka asio i Amaleka+ ary aringano+ tanteraka izy mbamin’izay rehetra azy. Aza mangoraka azy fa vonoy ho faty+ izy ireo, na lehilahy na vehivavy, na ankizikely na zaza minono,+ na omby na ondry, na rameva na ampondra.’”+