Mpitoriteny 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mahaiza mitondra tena+ rehefa mankao an-tranon’Andriamanitra ianao. Aleo manatona mba hihaino,+ toy izay manao sorona sahala amin’ny fanaon’ny adala.+ Tsy tsapany akory mantsy fa ratsy ny ataony.+
5 Mahaiza mitondra tena+ rehefa mankao an-tranon’Andriamanitra ianao. Aleo manatona mba hihaino,+ toy izay manao sorona sahala amin’ny fanaon’ny adala.+ Tsy tsapany akory mantsy fa ratsy ny ataony.+