FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 5:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Teo am-baravarankely ny vehivavy iray no nitazana sy niandry izay hahatongavany,

      Nitazana teo amin’ny makarakaram-baravarankely+ ny renin’i Sisera, ka nanao hoe:

      ‘Fa maninona àry no mbola tsy tonga foana ny kalesin’adiny?+

      Fa maninona àry no mbola tsy re mikatrokatroka foana ny kitron’ny soavaly mitarika ny kalesiny?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara