21 Aoka tsy hiantra azy ny masonao,+ fa aina ho solon’ny aina, maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify, tanana ho solon’ny tanana, ary tongotra ho solon’ny tongotra.+
7 Dia hoy i Adoni-bezeka: “Mpanjaka fitopolo, izay notapahina ankiben-tanana sy ankiben-tongotra, no nitsindroka hanina tao ambany latabatro, ka ny nataoko ihany ity no avalin’Andriamanitra ahy.”+ Ary nentin’izy ireo tany Jerosalema+ izy, ka maty tany.