FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy ny olona rehetra teo am-bavahady sy ny anti-panahy: “Eny, vavolombelona izahay! Hataon’i Jehovah tahaka an’i Rahely+ sy Lea+ anie ilay vady ho tonga ao an-tranonao, eny, tahaka azy roa vavy izay niavian’ny taranak’Israely!+ Hahazo voninahitra anie ianao eto Efrata,+ ary halaza anie ny anaranao eto Betlehema!+

  • 1 Samoela 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary raha hitan’ny rainao fa tsy eo aho, dia lazao hoe: ‘Niera tamiko i Davida mba handeha vetivety ho any Betlehema+ tanànany, satria misy sorona fanao isan-taona hataon’ny fianakaviany manontolo any.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara