FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia nampanaovin’i Saoly an’i Davida ny akanjony, sady nosatrohany fiarovan-doha varahina ny lohany, ary nampanaoviny akanjo mifono vy izy.

  • 1 Mpanjaka 22:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary nisy lehilahy nandefalefa zana-tsipìka anjoanjo fotsiny, ka voany teo anelanelan’ny tapany samy hafa amin’ilay akanjo mifono vy ny mpanjakan’ny Israely. Koa hoy ny mpanjaka tamin’ny mpitondra kalesiny:+ “Avilio ny kalesy, ka ento miala eto aho, fa maratra mafy.”

  • 2 Tantara 26:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ireto avy no nataon’i Ozia vonona foana ho an’ilay tafika manontolo: Ampinga+ sy lefona+ sy fiarovan-doha+ sy akanjo mifono vy+ sy tsipìka+ ary vatom-pilotra.+

  • Jeremia 51:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Aoka ireo mpamatotra tadin-tsipìka tsy hamatotra izany.+ Ary aoka tsy hisy hahatsangana ireo manao akanjo mifono vy.

      “Aza iantrana ireo tovolahy ao aminy,+ ary aripaho daholo ny tafiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara