Kolosianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ianareo zanaka, ankatoavy+ amin’ny zava-drehetra ny ray aman-dreninareo, fa ankasitrahana eo anatrehan’ny Tompo izany.
20 Ianareo zanaka, ankatoavy+ amin’ny zava-drehetra ny ray aman-dreninareo, fa ankasitrahana eo anatrehan’ny Tompo izany.