Ohabolana 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mamaly nefa mbola tsy nihaino akory,+ dia hadalana sy henatra ho azy izany.+ Mpitoriteny 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianao tsy ho mora tezitra,+ fa ny fahatezerana mitoetra ao an-tratran’ny adala.+ Matio 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza mitsara+ intsony mba tsy hotsaraina, Romanina 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa iza moa ianao no hitsara ny mpiasa an-tranon’ny hafa?+ Eo anoloan’ny mpampiasa azy no ijoroany na ahalavoany.+ Eny tokoa, hajoro izy, fa afaka mampijoro azy i Jehovah.+ Jakoba 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Iray monja ny mpanome lalàna sy mpitsara,+ dia ilay afaka mamonjy sy mandringana.+ Fa iza moa ianao no mitsara ny namanao?+
4 Fa iza moa ianao no hitsara ny mpiasa an-tranon’ny hafa?+ Eo anoloan’ny mpampiasa azy no ijoroany na ahalavoany.+ Eny tokoa, hajoro izy, fa afaka mampijoro azy i Jehovah.+
12 Iray monja ny mpanome lalàna sy mpitsara,+ dia ilay afaka mamonjy sy mandringana.+ Fa iza moa ianao no mitsara ny namanao?+