2 Samoela 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nihanahery hatrany i Davida,+ ary nomba azy+ i Jehovah Andriamanitry ny tafika.+ 2 Samoela 22:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ilay tena Andriamanitra no fiarovana mafy ho ahy,+Ary hataony izay hahalavorary ny lalako.+ Salamo 44:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Noho ny fanampianao, dia ho vitanay ny hanosika ny fahavalonay.+Ary noho ny anaranao dia hanosihosy an’ireo mitsangana hanohitra anay izahay.+ Salamo 125:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 125 Izay matoky an’i Jehovah+Dia sahala amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ izay tsy voahozongozona fa mitoetra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hebreo 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 nahatohitra ny herin’ny afo,+ afa-nandositra lelan-tsabatra,+ nalemy nefa tonga mahery,+ tonga mpiady mahery fo,+ ary nampandositra ny tafiky ny hafa firenena.+
5 Noho ny fanampianao, dia ho vitanay ny hanosika ny fahavalonay.+Ary noho ny anaranao dia hanosihosy an’ireo mitsangana hanohitra anay izahay.+
125 Izay matoky an’i Jehovah+Dia sahala amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ izay tsy voahozongozona fa mitoetra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
34 nahatohitra ny herin’ny afo,+ afa-nandositra lelan-tsabatra,+ nalemy nefa tonga mahery,+ tonga mpiady mahery fo,+ ary nampandositra ny tafiky ny hafa firenena.+