2 Tantara 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ka hoy izy: “Mihainoa, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no lazain’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra+ na mihorohoro noho ny amin’io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+ Salamo 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+Tendrombohitra fandosirantsika ilay Andriamanitr’i Jakoba.+ Sela. Ohabolana 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Voaomana ho amin’ny andro fiadiana ny soavaly,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny famonjena.+
15 ka hoy izy: “Mihainoa, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no lazain’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra+ na mihorohoro noho ny amin’io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+
11 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+Tendrombohitra fandosirantsika ilay Andriamanitr’i Jakoba.+ Sela.