Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Ohabolana 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Mandositra ny ratsy fanahy na dia tsy misy manenjika aza,+ fa ny marina kosa feno toky toy ny liona+ tanora.
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+
28 Mandositra ny ratsy fanahy na dia tsy misy manenjika aza,+ fa ny marina kosa feno toky toy ny liona+ tanora.