FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Hataon’i Jehovah resy eo anoloanao ny fahavalonao+ izay mitsangana hiady aminao. Lalana iray no hivoahany hiady aminao, fa lalana fito kosa no handosirany eo anoloanao.+

  • Josoa 23:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka izay efa nampanantenainy anareo.+

  • Hebreo 11:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 nahatohitra ny herin’ny afo,+ afa-nandositra lelan-tsabatra,+ nalemy nefa tonga mahery,+ tonga mpiady mahery fo,+ ary nampandositra ny tafiky ny hafa firenena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara