1 Samoela 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tafangona koa i Saoly sy ny lehilahy israelita ka nitoby teo amin’ny lemaka ivan’i Elaha.+ Dia samy naka ny toerany avy izy ireo mba hifanandrina tamin’ny Filistinina. 1 Samoela 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tamin’izay fotoana izay, dia nivonona hiady tamin’ny Filistinina+ teo amin’ilay lemaka ivan’i Elaha+ izy ireo mbamin’i Saoly sy ny lehilahy israelita rehetra.
2 Tafangona koa i Saoly sy ny lehilahy israelita ka nitoby teo amin’ny lemaka ivan’i Elaha.+ Dia samy naka ny toerany avy izy ireo mba hifanandrina tamin’ny Filistinina.
19 Tamin’izay fotoana izay, dia nivonona hiady tamin’ny Filistinina+ teo amin’ilay lemaka ivan’i Elaha+ izy ireo mbamin’i Saoly sy ny lehilahy israelita rehetra.