1 Samoela 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nandefa iraka hankany amin’i Jese i Saoly, nanao hoe: “Alefaso atỳ amiko i Davida zanakao, izay miandry ondry.”+ 1 Samoela 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia tonga tany amin’i Saoly i Davida ka nanompo azy.+ Ary tena tia be azy i Saoly, ka nanjary mpitondra ny fiadiany+ izy.
19 Dia nandefa iraka hankany amin’i Jese i Saoly, nanao hoe: “Alefaso atỳ amiko i Davida zanakao, izay miandry ondry.”+
21 Dia tonga tany amin’i Saoly i Davida ka nanompo azy.+ Ary tena tia be azy i Saoly, ka nanjary mpitondra ny fiadiany+ izy.