FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy ny mpanompon’i Akisy: “Tsy io ve ilay Davida mpanjakan’ity+ tany ity? Tsy noho izy ve no nahatonga ny olona handihy+ sy hanao hira mifamaly hoe:

      ‘I Saoly nahafaty arivoarivo,

      Fa i Davida kosa nahafaty alinalina’?”+

  • 1 Samoela 29:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy io ve no Davida, ary tsy noho izy ve no nahatonga ny olona handihy sy hanao hira mifamaly hoe: ‘I Saoly nahafaty arivoarivo, fa i Davida kosa nahafaty alinalina’?”+

  • Ohabolana 15:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Mahafaly ny fo+ ny famirapiratan’ny maso,+ ary ny tatitra+ tsara mamelombelona aina.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara