1 Samoela 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa raha sitrakao, dia aoka ianao tompoko handidy ny mpanomponao izay eto anatrehanao, mba hitady olona mahay+ mitendry harpa.+ Ary rehefa mahazo anao ilay fikorontanan-tsaina avy amin’Andriamanitra, dia hitendry harpa izy, ka hihatsara ianao.” 1 Samoela 16:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary rehefa nahazo an’i Saoly ilay fikorontanan-tsaina avy amin’Andriamanitra, dia nandray ny harpa i Davida ka nitendry izany. Koa nahatsiaro ho maivamaivana i Saoly sady nihatsara, ary tsy nikorontan-tsaina+ intsony.
16 Koa raha sitrakao, dia aoka ianao tompoko handidy ny mpanomponao izay eto anatrehanao, mba hitady olona mahay+ mitendry harpa.+ Ary rehefa mahazo anao ilay fikorontanan-tsaina avy amin’Andriamanitra, dia hitendry harpa izy, ka hihatsara ianao.”
23 Ary rehefa nahazo an’i Saoly ilay fikorontanan-tsaina avy amin’Andriamanitra, dia nandray ny harpa i Davida ka nitendry izany. Koa nahatsiaro ho maivamaivana i Saoly sady nihatsara, ary tsy nikorontan-tsaina+ intsony.