-
1 Samoela 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary hoy i “Samoela” tamin’i Saoly: “Nahoana ianao no manelingelina ahy ka mampiakatra ahy?”+ Dia hoy i Saoly: “Mafy ny manjo ahy,+ fa miady amiko ny Filistinina nefa Andriamanitra efa nahafoy+ ahy ka tsy namaly ahy intsony, na tamin’ny alalan’ny mpaminany na tamin’ny nofy.+ Koa miantso anao aho mba hampahafantatra ahy izay tokony hataoko.”+
-