1 Samoela 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy i Saoly anakampo: “Homeko azy i Mikala mba hamandrihana azy,+ ka hamelezan’ny tanan’ny Filistinina azy.” Koa hoy i Saoly tamin’i Davida: “Ny iray amin’izy roa vavy no hahatonga anao ho vinantolahiko.”*
21 Dia hoy i Saoly anakampo: “Homeko azy i Mikala mba hamandrihana azy,+ ka hamelezan’ny tanan’ny Filistinina azy.” Koa hoy i Saoly tamin’i Davida: “Ny iray amin’izy roa vavy no hahatonga anao ho vinantolahiko.”*