2 Samoela 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary homba anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza tokoa ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany. Ohabolana 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aleo laza tsara* toy izay harem-be,+ ary aleo mahazo sitraka toy izay mahazo volafotsy sy volamena.+ Mpitoriteny 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aleo laza tsara* toy izay menaka manitra,+ ary aleo ny andro ahafatesana toy izay ny andro ahaterahana.+
9 Ary homba anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza tokoa ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.
22 Aleo laza tsara* toy izay harem-be,+ ary aleo mahazo sitraka toy izay mahazo volafotsy sy volamena.+
7 Aleo laza tsara* toy izay menaka manitra,+ ary aleo ny andro ahafatesana toy izay ny andro ahaterahana.+