Ezra 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha vao nandre izany aho, dia norovitiko ny akanjoko+ anatiny sy ivelany, ary nongotako ny volon-dohako+ sy ny volombavako, dia nipetraka ankona teo aho.+
3 Raha vao nandre izany aho, dia norovitiko ny akanjoko+ anatiny sy ivelany, ary nongotako ny volon-dohako+ sy ny volombavako, dia nipetraka ankona teo aho.+