2 Samoela 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nantsoin’ny mpanjaka i Ziba mpanompon’i Saoly, ka nilazany hoe: “Izay rehetra an’i Saoly sy an’ny ankohonany manontolo, dia omeko+ ho an’ilay zafikelin’ny tomponao.
9 Ary nantsoin’ny mpanjaka i Ziba mpanompon’i Saoly, ka nilazany hoe: “Izay rehetra an’i Saoly sy an’ny ankohonany manontolo, dia omeko+ ho an’ilay zafikelin’ny tomponao.