-
2 Samoela 4:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary nanan-janakalahy malemy tongotra+ i Jonatana+ zanak’i Saoly. Dimy taona ilay zaza fony tonga avy tany Jezirela+ ny vaovao momba an’i Saoly sy Jonatana. Dia nitondra an’ilay zaza nandositra ny mpitaiza azy. Raha iny izy nikoropaka ny handositra iny indrindra anefa, dia nianjera ilay zaza ka lasa nalemy tongotra. Mefiboseta+ no anarany.
-