1 Samoela 25:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy lehilahy iray tao Maona,+ ary niasa tany Karmela+ izy. Mpanankarem-be ralehilahy, sady nanana ondry telo arivo sy osy arivo. Dia nanety+ ny ondriny tao Karmela izy. Joba 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra.
2 Nisy lehilahy iray tao Maona,+ ary niasa tany Karmela+ izy. Mpanankarem-be ralehilahy, sady nanana ondry telo arivo sy osy arivo. Dia nanety+ ny ondriny tao Karmela izy.
3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra.