FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hiasa ny tany ho azy ianao sy ny zanakao lahy ary ny mpanomponao. Hanangona ny vokatra ianao, ary ho sakafon’ny fianakavian’ny zafikelin’ny tomponao izany, ka hihinana izy ireo. Fa i Mefiboseta zafikelin’ny tomponao kosa hisakafo eo an-databatro foana.”+

      Ary nanan-janakalahy dimy ambin’ny folo sy mpanompo roapolo i Ziba.+

  • Ohabolana 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hovalian-tsoa* ny olona* malala-tanana,+ ary izay manao soa be dia be, dia handray soa be dia be koa.+

  • Matio 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Koa izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo+ àry, dia mba ataovy aminy koa. Izany, raha ny marina, no tian’ny Lalàna sy ny Mpaminany hambara.+

  • Lioka 6:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Aoka ianareo ho zatra manome dia mba homena koa ianareo.+ Fatra tsara sy mifatratra sy nahintsana ary mihoatra no hararaka eo am-pofoanareo. Fa araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara