8 Nahangona volafotsy sy volamena aho,+ ary koa zavatra hafa izay tsy ananan’olon-tsotra, fa ny mpanjaka sy ny faritany ihany no manana azy.+ Nahazo mpihira lahy sy vavy+ be dia be aho, ary vehivavy maro,+ izay tena fahafinaretana+ ho an’ny zanak’olombelona.