FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 47:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa hodimandry any amin’ny razako aho,+ dia ento hiala eto Ejipta, ary aleveno any amin’ny fasan’izy ireo.”+ Dia hoy i Josefa: “Hotanterahiko tokoa ny teninao.”

  • Genesisy 49:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary namela hafatra tamin’izy ireo izy hoe: “Tsy ho ela dia hangonina any amin’ny razako+ aho. Aleveno miaraka amin’ny razako aho, ao amin’ilay lava-bato eo amin’ny sahan’i Efrona Hetita,+

  • Genesisy 50:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa nentin’ny zanany nankany Kanana ny fatiny, ka naleviny tao amin’ilay lava-bato teo amin’ilay saha tao Makpela tandrifin’i Mamre. Io ilay saha novidin’i Abrahama tamin’i Efrona Hetita, ho toeram-pandevenana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara