Genesisy 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nitso-drano azy izy hoe: “Enga anie i Abrama hotahin’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+Mpanao ny lanitra sy ny tany!+ Genesisy 47:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nentin’i Josefa nankao amin’i Farao i Jakoba rainy ka nampifankahalalainy taminy. Ary nitso-drano+ an’i Farao i Jakoba. Josoa 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nitso-drano+ azy ireo i Josoa, ka nandefa azy nody tany amin’ny tranolainy avy.
19 Koa nitso-drano azy izy hoe: “Enga anie i Abrama hotahin’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+Mpanao ny lanitra sy ny tany!+
7 Dia nentin’i Josefa nankao amin’i Farao i Jakoba rainy ka nampifankahalalainy taminy. Ary nitso-drano+ an’i Farao i Jakoba.