Rota 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho tahaka ny taranak’i Pereza, izay naterak’i Tamara tamin’i Joda,+ anie ny taranakao avy amin’ny zanaka homen’i Jehovah anao avy amin’io tovovavy io!”+ Rota 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Obeda niteraka an’i Jese;+ ary Jese niteraka an’i Davida.+ 2 Samoela 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda,+ ka tao no nanosorany+ an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+ Ary nisy tonga nilaza tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.” Salamo 78:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa ny fokon’i Joda kosa no nofidiny,+Eny, ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+ Matio 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Joda niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Tamara;Pereza niteraka an’i Hezrona;+Hezrona niteraka an’i Rama;+ Matio 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;+ Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria; Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025) Hiala Hiditra Malagasy Hizara Firafitra Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania Fifanekena Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo Firafitry ny Fifanekena JW.ORG Hiditra Hizara Alefa Email
12 Ho tahaka ny taranak’i Pereza, izay naterak’i Tamara tamin’i Joda,+ anie ny taranakao avy amin’ny zanaka homen’i Jehovah anao avy amin’io tovovavy io!”+
4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda,+ ka tao no nanosorany+ an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+ Ary nisy tonga nilaza tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.”
3 Joda niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Tamara;Pereza niteraka an’i Hezrona;+Hezrona niteraka an’i Rama;+ Matio 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;+ Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria;