4 Ary hitako fa fifandrafiana+ no mahatonga ny asa mafy rehetra sy ny fahaiza-miasa rehetra.+ Zava-poana koa izany, sady toy ny misambo-drivotra fotsiny.
26 Fa tsy tokony ho tahaka izany ianareo.+ Fa izay lehibe indrindra eo aminareo no aoka ho toy ny zandriny indrindra,+ ary izay mitarika ho toy ny mpanompo.+
3 Aza manao na inona na inona noho ny fitia te hifanditra+ na noho ny fireharehana,+ fa amim-panetren-tena kosa dia aoka samy hanao ny hafa ho ambony+ noho ny tenany.