Deoteronomia 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Misy olona tsy manjary avy eo aminareo,+ ary mitady hampiala ny mponina ao an-tanànany amin’Andriamanitra+ izy, ka manao hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay tsy fantatrao’, 1 Samoela 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Ely dia olona tsy manjary,+ sady tsy niraharaha an’i Jehovah.+
13 ‘Misy olona tsy manjary avy eo aminareo,+ ary mitady hampiala ny mponina ao an-tanànany amin’Andriamanitra+ izy, ka manao hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay tsy fantatrao’,