FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa nanolotra ny sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny koa i Ahitofela+ Gilonita,+ mpanolo-tsain’i Davida,+ avy any Gilo+ tanànany. Dia nihamafy hatrany ilay fikomiana,+ ary nihamaro+ hatrany ny mpomba an’i Absaloma.

  • Ohabolana 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 ny olona mijoro ho vavolombelona mandainga,+ ary izay rehetra mampisy fifandirana eo amin’ny samy mpirahalahy.+

  • Ohabolana 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Matahora an’i Jehovah sy ny mpanjaka,+ anaka. Aza miaraka amin’izay te hitondra fanovana.+

  • Galatianina 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 fanompoan-tsampy, filalaovana ody,*+ fifandrafiana, fifamaliana, fialonana, fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fisaratsarahana, sekta,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara