Lioka 22:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Raha mbola niteny izy, dia indreny nisy vahoaka be tonga, ary nandeha teo alohan’ireo ilay atao hoe Jodasy, izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy.+ Dia nanatona an’i Jesosy izy mba hanoroka azy.+
47 Raha mbola niteny izy, dia indreny nisy vahoaka be tonga, ary nandeha teo alohan’ireo ilay atao hoe Jodasy, izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy.+ Dia nanatona an’i Jesosy izy mba hanoroka azy.+