17 Dia niainga ny zanak’Israely ka tonga tao an-tanànan’izy ireo tamin’ny andro fahatelo. I Gibeona+ sy Kefira+ sy Berota+ ary Kiriata-jearima+ izany tanàna izany.
27 Koa tamin’izay andro izay ka mandraka androany, dia nataon’i+ Josoa ho mpaka kitay izy ireo sy ho mpantsaka rano ho an’ny fiangonana+ sy ny alitaran’i Jehovah, eo amin’izay toerana hofidiny.+