FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary raiki-pitia tamin’i Davida i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Koa nolazaina tamin’i Saoly izany, ka sitrany.

  • 1 Samoela 25:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ary i Saoly efa nanome an’i Mikala+ zanany vavy, izay vadin’i Davida, ho vadin’i Palty,+ zanak’i Laisy avy any Galima.+

  • 2 Samoela 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nandefa iraka ho any amin’i Isboseta+ zanak’i Saoly koa i Davida, hiteny hoe: “Omeo ahy i Mikala vadiko. Efa lasa fofombadiko mantsy izy, tamin’ny nanomezako tsitsy*+ nesorina tamin’ny lehilahy filistinina zato.”

  • 2 Samoela 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa tsy nanan-janaka i Mikala+ zanakavavin’i Saoly, mandra-pahafatiny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara