9 Ary natolony teo an-tanan’ny Gibeonita ireo, ka nahanton’ny Gibeonita teo an-tendrombohitra, teo anatrehan’i Jehovah, ny fatin’izy ireo.+ Koa niara-maty izy fito. Novonoina ho faty izy ireo teo am-piandohan’ny fijinjana, izany hoe rehefa nanomboka ny fijinjana vary orza.+